Teny iditra | mamintina (fintina) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba ¶ Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to contract, to reduce to a small compass. [Richardson 1885] | ||||||||||||||||
to diminish, to shorten, to abbreviate [Hallanger 1973] | |||||||||||||||||
Fandikana frantsay | diminuer, raccourcir, abréger; résumer [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mamintìna (fintina) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintina | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |