Teny iditra mamintina (fintina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manery, manakely: Mamintina ny tena ny akanjo ba
Manafohy: Mahay mamintinany resaka izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To contract, to reduce to a small compass. [1.2]
 To diminish, to shorten, to abbreviate [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Diminuer, raccourcir, abréger; résumer [1.8]
Ohatra 
1Azo atao ihany anefa aloha ny mamintina izay mety ho fantatra momba ny fokom-pianakaviana samihafa [2.508]
2Io no heveriko ho votoatin' ny Vatikana II, fanambarana izay feno tanteraka, izay mamintina ny Kaonsily iray manontolo. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mamintina
Ny lasa : namintina
Ny hoavy : hamintina
Filaza mandidy : mamintìna

Teny iditra mamintìna (fintina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamintina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20