Teny iditra | 1 mamirapiratra |
Fototeny | 2 firapiratra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to gleam, shine |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#173] briller 6 [1.3#173, 1.8#42] luire, étinceler |
Ohatra |
7 Ao tompoko misy zava-tsoa, mamirapiratra. [2.606#] 8 Kintana mena mamirapiratra no manaraka io; [1.353#] 9 Mitafy ny mamirapiratra, misalotra ny fanamiany. [2.928#] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 13 mamiratra |
Lohateny |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny mamirapiratra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |