Teny iditra (1/2) | 1 mamiravira |
Fototeny | 2 viravira |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mikitakita, mikitakitaka, manao ratsy fitondra: Tsy tokony hamiravira ny kamboty mihitsy ianao Mandrairay befahatany, mamozafoza: Tsy manandraharaha afa-tsy ny mamiravira taratasy fotsiny izy Mandrirodrirotra, misaritsarika: Nahatsiravinany nahita ireo andian' alika namiravira ilay sakanay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to tear, to rend [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 tirailler et déchirer, maltraiter; dévorer [1.8] |
Ohatra |
7 Izany indrindra ry malalako no tena mampahory ahy Mahatonga ady anaty, mamiravira ny fanahy.
[2.928#]
|
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 12 mamiravirà |
Fototeny | 13 viravira |
Sokajin-teny | 14 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamiravira [Fitanisana] |
Fivaditsoratra | 15 mamarivary, 16 mamiravirà, mamiravira |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
![]() |