|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamoa
Fototeny  2  voa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mitondra voa: Namoa betsaka itỳ voaloboka ity taon-dasa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to bear fruit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  porter des fruits [1.8, 1.196]
7  fructifier [1.196]
Ohatra  8  Mety maniry izy saingy tsy mamoa. [2.117]
9  ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357]
10  Manimba toetra sy ahavitan-javatra mamoa fady ny hanoanana. [2.472]
Voambolana  11  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)16  mamoa
Fototeny  17  voa
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  19  used as follows; mamoa fady [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20  s'emploi dans l'expression mamoa fady [1.8]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  22  mamao, mamoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11