Teny iditra (1/2) | 1 hamoa |
Fototeny | 2 moa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.68] [Vezo]
Etat de ce qui est muet, silence |
Teny iditra (2/2) | 5 hamoa |
Fototeny | 6 voa |
Sokajin-teny | 7 ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamoa |
Ohatra |
8 [2.996] Ary hamoa ny hazo any an-tsaha, sady hahavokatra ny tany, ary handry fahizay amin' ny tany izy |
Fivaditsoratra | 9 ahaom, ahoam, amoha, hamoa, haoma |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |