Teny iditra | 1 mamololona |
Fototeny | 2 vololona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Maniry vololona [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 produire des feuilles roulées en spirale [1.3] 6 produire de grands bourgeons roulés en spirale [1.196] |
Ohatra |
7 Dia nisy mazava miakatra aviaminy toiny setroka mamololona miakatra
[2.59#95]
8 izany hoe ilay aina vao mamololona, ilay tsiry saro-bidy nitsimoka tamin' ny ain-dehibe. [2.285#102] |
Haiendriteny |
|
Voambolana | 12 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mamololona io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |