Teny iditra (1/3) | 1 mamongana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandidy (zavatra) atao didiny lehibe |
Fototeny | 4 vongana |
Teny iditra (2/3) | 5 mamongana |
Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mandrava tanteraka, mandevona, mandany, manapitra |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] to consume, to ruin, to make an end of. |
Fototeny | 9 fongana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (3/3) | 14 mamongàna |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamongana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fototeny | 18 fongana |
Fivaditsoratra | 19 amonganam, anamongam, mamongana, mamongàna, manamango, manamonga, manamongà, namangoam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |