|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mamongana (vongana)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mandidy (zavatra) atao didiny lehibe [1.1]

Teny iditra (2/3)4  mamongana (fongana)
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6  Mandrava tanteraka, mandevona, mandany, manapitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  To consume, to ruin, to make an end of. [1.2]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)12  mamongàna (fongana)
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamongana
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  mamongana, manamango, manamonga

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20