Teny iditra mamonjafonja (fonjafonja)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandrairay dia mamolipoly, mamenjafenja [Rajemisa 1985]
  [Bezanozano] mitsapatsapa [Rakotosaona 1972]
Endriteny 
mamonjafonja
namonjafonja
hamonjafonja
mamonjafonjà

Teny iditra mamonjafonjà (fonjafonja)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamonjafonja [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/03/17