|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mamonjy
Fototeny  2  vonjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mitondra vonjy ho an' ny...; manala (olona) amin' ny loza: Rakoto no namonjy ilay zaza saika voahitsaky ny fiarakodia
Manampy: Tsy tapaka ny mamonjy ny mahantra izy raha manam-bola koa
Mandeha mba ho tonga amin' ny...: Lasa namonjy ny fotoana nifanaovany tamin' i Naivo i Lita
Manatrika: Nandeha namonjy ny fotoampivaoahana Ramatoa Raketaka
Mihazakazaka, rafitra: Namonjy niditra haingana izy ireo raha vao nahare ny poabasy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to help, to save ; to reach an event, to arrive on time
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] secourir, sauver; assister à une réunion; bâcler
Ohatra  7  Mafy izany mamonjy aina izany. [2.4#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mamonjy io

Teny iditra (2/2)15  mamonjy
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.196] (dialecte non précisé) (de vonjy : porter secours, allusion aux grandes vertus médicinales qu'on lui prête). Croton sp. (Euphorbiaceae). Nom relevé pour deux espèces qui paraissent nouvelles (réf. J. P. Schmitt 374 et 487). La présence d'alcaloïdes a été reconnue dans ces deux arbustes.
Voambolana  18  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  20  maminjo, mamonjy

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02