Teny iditra | mamonkin-tsaina (vonkina, saina) | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ireo izay tsy mba mety manambara ny heviny na dia fantany aza ny antony, fa aleony tsy mamosaka na inona na inona [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |