|
|
|
|

Teny iditra1  mamono masoandro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Ilazana ny olona miasa fatratra mandra-pilentiky ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  être occupé jusqu'au coucher du soleil [1.3]
Singan-teny  5  mamono, masoandro

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13