Teny iditra mamono masoandro
Singan-teny mamono ; masoandro
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona miasa fatratra mandra-pilentiky ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay être occupé jusqu'au coucher du soleil [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/13