Teny iditra | 1 mamono voalavo |
Singan-teny | 2 mamono, voalavo |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] alohan' ny fampinomam-be, dia manao latsa-bato ny isan-tanàna na isam-paritany mba hanadiovana azy amin' ny mpamosavy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to administer the tangena ordeal |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#843] faire boire le tanguin pour se débarrasser des sorciers 7 [2.415#150] Tuer les rats: cette expression signifiait : mettre à mort les sorciers par l'épreuve du tanguin ou poison ; on faisait boire le tanguin à ceux qui étaient soupçonnés de sorcellerie ; les Malgaches donnaient aux sorciers le nom de rats ; on employait aussi l'expression pour dire la cruauté. |
Fivaditsoratra | 8 mamono voalavo, olona mavomavo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/15 |