Teny iditra (1/3) | 1 voalavo |
Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] put down, thrown |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] renversé, jeté à terre |
Fototeny | 5 lavo |
Teny iditra (2/3) | 6 voalavo |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Biby lavalava vatana, tsoky loha, lava rambo, mpanimba zavatra (indrindra ny voly sy tahirin-tsakafo) ary mpanely ny areti-mifindra amin' ny parasy entiny. Misy karazany telo ny voalavo: ny voalavo mainty, ny voalavo fotsy ary ny voalavon-drano |
Fanazavàna teny anglisy |
9 [1.7] a rat |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3] a species of rat. Mus alexandrinus. [Fiji: kalavo; Dyak: blawow; Mankassar: balawo] 11 [1.54, 1.8, 1.13] rat 12 [1.405] [Sakalava-Mayotte] souris, rat |
Ohatra |
13 [2.445] voalavo maro be mihitsy no hitako tamin' izany. 14 [2.472#] Ny ampitson' iny, betsaka ny olona no nahita voalavo maty. 15 [2.442] Nony tonga teny am-povoan-drano, nahatsiaro noana ny voalavo. |
Voambolana |
16 Haibiby: mampinono |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
Teny iditra (3/3) | 34 voalavo |
Sokajin-teny | 35 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
36 [2.415] Se disait des sorciers 37 [1.3] sorcier |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 40 voalavo, voavalo, voavola |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |