|
|
|
|

Teny iditra1  mamono volana an-trano
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manao kitoatoa, manao anjoanjo
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] conjecturer, calculer par à peu près
Singan-teny  5  mamono, volana, trano
Tsipelina hafa  6  mamonovolanaandrano
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny mamono volana an-trano io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12