Teny iditra mamontana (bontana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mibontsina, mizihitra, mivozihitra [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay qui est gonflé [Abinal 1888]
Endriteny 
mamontana
namontana
hamontana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31