Teny iditra mamon-toaka (vono, toaka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ara-bakiteny: Olon-kafa no nisotro toaka ka ny tena no toa mamo
¶ Hevitra ohatra: Ny hafa no nanao ny nataony ka ny tena no iharan' ny asany [Rajemisa 1985]
Ohatra Hoy Andrianasandratra tamin'ireo manamboninahitra nanevateva azy hoe: Ialahy angaha mamontoaka sa leon-drongony? [Rahajarizafy: Kabary]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31