|
|
|
|

Teny iditra1  mamorovoro
Fototeny  2  vorovoro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manakorontana, manasafotofoto: Tsy manao afa-tsy mamorovoro trano ireto ankizy ireto
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  manavorovoro
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny mamorovoro io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11