Teny iditra (1/2) | 1 mamotoana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Manome fotoana: Mamotoana olona |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] to appoint a time. |
Fototeny | 5 fotoana |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 10 mamotoàna |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamotoana [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fototeny | 14 fotoana |
Fivaditsoratra | 15 amotoanam, mamotoana, mamotoàna |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |