Teny iditra |
mamotsy
(fotsy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manadio (metaly, nify ): Mamotsy sabatra Mitoto vary fanintelony (rehefa avy nanamaivoka dia nanatsaitsaika azy): Ndeha mamotsy vary rankizy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To whiten. [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Blanchir [1.8]
|
Ohatra | Zava-baovao fehizay ny nahita zazavavy malagasy madio fitafiana sy tava, ary mamotsy hoho.
[2.649]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamotsy |
Ny lasa : |
namotsy |
Ny hoavy : |
hamotsy |
Filaza mandidy : |
mamotsia |
|
Kamban-teny |
|
|