Teny iditra | mamovo (vovo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Maka amin' ny vovo: Mamovo trondro [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Teny iditra | mamovo (vovo) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Mamela-pandrika [1.78] | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |