Teny iditra | vovò | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | ny feon' ny alika mitady hanaikitra na mampitahotra: Raha vao mandre vovòn' alika izy dia mandositra [Rajemisa 1985] | |||
Fandikana anglisy | the barking of a dog [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | aboiement [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) ~ Feo | |||
Sampanteny |
| |||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny vovò io | |||
Teny iditra | vovo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] fandrika [Rakotosaona 1975] | |||
zavatra toy ny kitapo lavalava natao tamin' ny vahy madinika na karazambararata madinika izay norarina ho makarakara mba ho fakana hazandrano [Rajemisa 1985] | ||||
Fandikana anglisy | a fish-trap with an open basket weave [Hallanger 1973] | |||
Fandikana frantsay | nasse à poissons tressée de lianes [Hallanger 1974] | |||
Voambolana | Fitaovam-piasana | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny, lohateny, anarana |
| |||
Mpanahaka | lombo ~ tandroho | |||
Ohatra | Jono, vovo na firombaka no ampiasainy amin' izany. [Andraina: Mitaraina, takila 241] | |||
Sary |
| |||
Teny iditra | vovo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] loharano kely tsy mandeha [Rakotosaona 1975] | |||
fantsakana lalina nohadina fa tsy vita-Nanahary [Rajemisa 1985] | ||||
lava-drano [SLP 1986] | ||||
Fandikana frantsay | puits [SLP 1986] | |||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |||
Mpanahaka | fantsakana ~ kirijy ~ lava-drano ~ vovo ranogeja | |||
Teny iditra | vovo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Famaritana malagasy | [Tambahoaka] mpitsikilo [Rakotosaona 1975] | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |