Teny iditra (1/2) | 1 mamozona |
Fototeny | 2 vozona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manery, manao an-terisetra, manao anterivozona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to take by the neck; to compel |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3, 1.8] contraindre 7 [1.3] forcer 8 [1.8] saisir par le cou |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 13 mamozòna |
Fototeny | 14 vozona |
Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamozona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
16 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3] |
Fivaditsoratra | 18 amozonam, mamozòna, mamozona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |