Teny iditra mampahafinaritra (finaritra (faritra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
mampahafinaritra
mampahafinaritr'
mampahafinari-
nampahafinaritra
nampahafinaritr'
nampahafinari-
hampahafinaritra
hampahafinaritr'
hampahafinari-
Ohatra Tsy misy mahasoa ny olona mihoatra noho ny mihinana sy misotro ary ny mampahafinaritra ny tenany amin' ny fisasarany. [Baiboly: 25.2.24]

2017/07/08