| Teny iditra | 1 mampahatsiahy |
| Fototeny | 2 tsiahy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 isaky ny mampahatsiahy izay voasorany izy dia nampiasa ny teny hoe:
[2.59#6]
5 mampahatsiahy haizina, fahafatesana ilay hira, ary ny vokany amin' izay mbola tsy nandre dia tahotra. [2.472#83] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|