Teny iditra mampahatsiaro (tsiaro)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Endriteny 
mampahatsiaro
mampahatsiaron'
mampahatsiaron-
mampahatsiarom-
nampahatsiaro
nampahatsiaron'
nampahatsiaron-
nampahatsiarom-
hampahatsiaro
hampahatsiaron'
hampahatsiaron-
hampahatsiarom-
Ohatra 
1Io no mampahatsiaro ny olona hatrany fa ao anatin'ny Fanjakana ny fokony [Razafiarivony: Harivolana]
2Te-hampahatsiaro ny asan' ny Tompo aho fa mahatsiahy ny asanao mahagaga fahiny [Baiboly]

2019/08/17