|
|
|
|

Teny iditra1  mampahatsiaro
Fototeny  2  tsiaro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  4  Io no mampahatsiaro ny olona hatrany fa ao anatin'ny Fanjakana ny fokony [2.606#39]
5  Te-hampahatsiaro ny asan' ny Tompo aho fa mahatsiahy ny asanao mahagaga fahiny [2.996#23.77.12]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11