|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampaka
Fototeny  2  aka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  faire prendre, envoyer chercher [1.3]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mampaka
Fototeny  9  aka
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  11  Manome baiko haka [1.1]
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  15  mampaka, mpamaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08