Teny iditra mampakatra (akatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitondra amin' ny toerana ambony: Iza no nampakatra ireo entana ireo taty ambony rihana?
Manondrotra: Izaho ihany no nampakatra anao amin' io toerana io
Mitondra amin' ny lehibe: Nampakatra fitarainana any an-tampony aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To send for; to procure; to fetch up, or carry up [1.2]
 To lift up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Soulever, faire monter [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Hoy izy nampakatra ny sorony sady nihomehy. [2.471]
2Lalina izany afitsokareo izany, hoy ny reniny kirikirina, somary nampakatra feo. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampakatra
Ny lasa : nampakatra
Ny hoavy : hampakatra
Filaza mandidy : mampakara
Kamban-teny 

Teny iditra mampakatra (akatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mankalaza fanambadiana amin-dRa..: Vao tamin' ny asabotsy teo no nampakatra an-dRazanany Rabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To marry (a wife). [1.2]
 To marry a wife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épouser une femme [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Nampakatra an'i Estera zatovovavy [1.38]
2Noho izany dia nampakatra ny zanakavavin' i Farao izy ho vadiny. [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampakatra
Ny lasa : nampakatra
Ny hoavy : hampakatra
Filaza mandidy : mampakara
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21