|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mampandatsa
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3]
Fototeny  4  latsa
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)8  mampandatsa-
Sokajin-teny  9  endritenin' ny hoe mampandatsaka
Ohatra  10  [2.313] Aiza ka dia ho voatsiahy ao daholo ny fahoriana mampandatsa-dranomaso ny zanak' olombelona!
Fototeny  11  latsaka

Fivaditsoratra  12  mampandatsa-, mampandatsa

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11