Teny iditra | latsa | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Famaritana malagasy | [Tanosy] gaga [Rakotosaona 1975] | ||||
Teny maharary entimaneso na manakora olona voa; teny atao amin' izay voa tamin' ny zavatra nandrarana azy; fitenenana olona tsy mahay mankasitraka ka ampahatsiahivina azy amin' izany ny soanatao taminy. [Rajemisa 1985] | |||||
Fandikana anglisy | upbraiding, reproach [Richardson 1885] | ||||
reproach; an insult [Hallanger 1973] | |||||
Fandikana frantsay | reproche, injure [Hallanger 1974] | ||||
Voambolana | Ontam-po | ||||
Sampanteny |
| ||||
Ohatra |
| ||||
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny latsa io | ||||
Teny iditra | latsa- | ||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe latsaka | ||||
Ohatra |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |