|
|
|
|

Teny iditra1  mampandeha
Fototeny  2  leha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] faire fonctionner
Ohatra  5  ary dia mampandeha ny olona hanao ny marina, mba tsy haha diso azy; [2.59#]
6  Ny fiarakodia hamonjen-danonana sy ny solitany mampandeha azy : avy any ivelany. [2.503#]
7  Nolazain' Andrianaly fa ny menaka no mahalefaka ny tangena sy malaky mampandeha ny hoditr' akoho. [1.437#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20