|
|
|
|

Teny iditra1  mampandro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.7] to bathe someone
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.8] baigner quelqu'un
Ohatra  5  [1.437#] Ary ny mampandro Andriana dia mankany avokoa ny manamboninahitra ka manao izay fombafomban-drazana betsaka ao, dia homana ny hena mialin-taona
Fototeny  6  andro
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07