Teny iditra | mampiakatra (akatra) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manome baiko hiakatra: Iza no nampiakatra an' io olona io taty ambony rihana? ¶ Mahatonga hiakatra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to appeal a case to a higher court ; to send something to a higher instance for final decision [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | faire monter, renvoyer une affaire à une instance supérieure [Hallanger 1974] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |