|
|
|
|

Teny iditra1  mampianatra
Fototeny  2  anatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Manao izay hampahay zavatra olona, manoro; mampahazo fahaizana na fahalalana na fahakingana manao zavatra: Mampianatra manao tsihy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to teach
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] enseigner
Ohatra  7  Nefa samy miezaka mampianatra ny zanany avokoa. [2.332#]
8  Inona ny tenim-pirenena tianao hoenti-mampianatra? [4.27#]
Voambolana  9  Fianarana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  mampianatra, manampaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21