Teny iditra | 1 mampiandry |
Fototeny | 2 andry |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] faire attendre, faire garder |
Ohatra |
5 Anaka, aza manala fivelomana ny mahantra; ary aza mampiandry maso ny tsy manana. [2.996] 6 Telin' ny mpandahatra sy ny mpihaino ery ilay mampiandry sy ilay miandry ny fiantefan'ny " onja " : Ovy haniry, tsy tam-bato; [2.299#] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 ampindrami, mampiandry, mampindray, nampidiram |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |