Teny iditra mampibanjina (banjina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra Ho avy mialoha ahy ilay Andriamanitra manambina ahy, hampibanjina ahy ny fahavaloko izy. [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampibanjina, mampibanjin-, mampibanjim-, mampibanji-
Ny lasa : nampibanjina, nampibanjin-, nampibanjim-, nampibanji-
Ny hoavy : hampibanjina, hampibanjin-, hampibanjim-, hampibanji-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20