| Teny iditra | 1 mampigaingaina |
| Fototeny | 2 gaingaina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Dia mitataovovonana mampigaingaina ny andron'i Toamasina eo amin'ny ati-lohataona, ka mampirehitra ny fasika mamirapiratra tsy ho azo hitsahina.
[2.583#3]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|