Teny iditra mampihaingo (haingo)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana anglisy   to decorate, to adorn, to beautify. [Richardson 1885]
   to embellish, to decorate [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   parer, orner, décorer, embellir [Abinal 1888]
   embellir, décorer [Hallanger 1974]
Ohatra   Mampihaingo an' i Fara amin' ny tahon-tsaonjo nosilarana i Katy zokiny indrindra. [Rakotonandrasana: Tantsaha]
Ny bikany  
mampihaingo
nampihaingo
hampihaingo
mampihaingoa

Nohavaozina tamin' ny 2012/02/29