|
|
|
|

Teny iditra1  mampihodina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#257]
Ohatra  4  [4.27#] manokana vola isan-taona hoentina mampihodina ny Fokontany rehetra ny Kaominina.
5  [2.445#] Arakaraka ny herin' ny fianjeran' ny rano avy amin' ny tohodrano no mampihodina mafy sy haingana ny milina.
Fototeny  6  hodina
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11