|
|
|
|

Teny iditra1  mampihorohoro (horohoro)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Ohatra  3  Teo amin' ny kristiana kosa ny fasana dia nanjary nanana hevitra mampihorohoro. [2.285]
4  Ny fitondrana mampihorohoro indrindra, tamin' ny andron' i Mosesy, dia ny nampitoraihana vato ho faty an' ilay lehilahy anankiray nanangona kitay tamin' ny andro Sabata Nom. [1.38]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20