Teny iditra | 1 mampijaly (jaly) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny anglisy | 3 to cause to suffer, to afflict; to make someone wait a long time [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay | 4 faire souffrir; faire attendre longtemps [1.8] |
Ohatra |
5 Ianao koa mba mampijaly ahy. [2.5#] 6 Tena ady ngeza mampijaly, mampahory. [2.928#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny mampijaly io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |