| Teny iditra | 1 mampikimpy |
| Fototeny | 2 kimpy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Ohatra |
4 Fombam-piteny ny hoe "hatory", fa rahefa tafaraka tahaka izany izahay roa lahy, dia ny mamantonalina mazàna no mampikimpy ny masonay
[2.5#45]
|
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|