Teny iditra | 1 mampikimpy |
Fototeny | 2 kimpy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Ohatra |
4 [2.5] Fombam-piteny ny hoe "hatory", fa rahefa tafaraka tahaka izany izahay roa lahy, dia ny mamantonalina mazàna no mampikimpy ny masonay |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |