Teny iditra mampikodingy (kodingy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra rahefa mila na adala na hendry, dia tsy maintsy miakatra ny vidiny, ary fisondrotana mahabe ahiahy anefa, fa tsaho sy siosion-dresaka dia ampy hampikodingy azy ho any an-kady. [2.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampikodingy
Ny lasa : nampikodingy
Ny hoavy : hampikodingy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20