Teny iditra mampilafila (filafila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampitamby; manaiky hanome na hanao dia mandà, manaiky indray dia mandà: Aza mampilafila tahaka izao ianao, fa rehefa tsy hanome dia milazà tsotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To give away a thing and then to retain it, to agree to a thing and to refuse immediately. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Tenir le bec dans l'eau, promettre et se dédire [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mampilafila
Ny lasa : nampilafila
Ny hoavy : hampilafila
Filaza mandidy : mampilafilà
Tovy hevitra mamilafila ~ mampifilafila

Teny iditra mampilafilà (filafila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mampilafila [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20