Teny iditra mampilaza (laza)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana frantsay faire dire, faire annoncer. ~ Nampilazaiko azy ny voalazanao tamiko (Je lui ai fait dire ce que vous m'avez dit) [Abinal 1888]
Haiendriteny 
mampilaza
nampilaza
hampilaza
Ohatra Nilaza ny Pitandrina : Fa mampilaza ny mpitondra fanjakana Farance eto Antananarivo. [Cohen-Bessy: Rakotovao]

Nohavaozina tamin' ny 2020/12/20