|
|
|
|

Teny iditra1  mampirafy
Fototeny  2  rafy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Maka vady hala ho fanampin' ny vadin' ny tena efa eo
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to take or to have more than one wife.
6  [1.7] to practice polygyny (of the man)
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.8] avoir plusieurs épouses; faire plusieurs choses à la fois
Ohatra  8  Teo Zatovo mpanjaka mampirafy. [2.606#]
9  Ny mampirafy sy ny misao-bady no fanjakan-dehilahy. [2.346#32]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  15  mamporafy
Kamban-teny 
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny mampirafy io

Fivaditsoratra  19  mampifary, mampirafy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21